FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Tantara 6:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Ireto avy no notendren’i Davida hitarika ny hira tao an-tranon’i Jehovah, rehefa avy napetraka tao ilay Vata.+

  • 1 Tantara 6:39
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 39 Nijoro teo ankavanan’i Hemana i Asafa+ rahalahiny. Ary i Asafa dia zanak’i Berekia, zanak’i Simea,

  • 1 Tantara 25:1, 2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Ary natokan’i Davida sy ny lehiben’ny antoko-mpanompo ny sasany tamin’ny taranak’i Asafa sy Hemana ary Jedotona,+ mba hanao fanompoana ka sady haminany izy ireo no hampiasa harpa sy zavamaneno fitendry+ ary kipantsona.+ Ireto avy ireo lehilahy voatendry hanao fanompoana ireo: 2 Ny avy amin’ny taranak’i Asafa dia i Zakora, Josefa, Netania, ary Asarela. Zanak’i Asafa ireo, ka i Asafa no niandraikitra azy. Naminany teo ambany fiandraiketan’ny mpanjaka i Asafa.

  • Salamo 83:0
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • Hira. Salamo nataon’i Asafa.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara