14 Nandihy nihodinkodina teo anatrehan’i Jehovah tamin’ny heriny manontolo i Davida. Nanao efoda vita tamin’ny kofehy rongony+ izy tamin’izay. 15 Dia nampiakatra ny Vata+ masin’i Jehovah i Davida sy ny taranak’Israely rehetra, ka faly sy nihorakoraka be+ ary nitsoka anjombona.+