Nomery 18:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Asaivo mankeo aminao ny rahalahinao avy amin’ny fokon’i Levy, dia ny fokon’ny razambenao, mba hiara-miasa aminao sy hanampy anao+ sy ny zanakao lahy, eo anoloan’ny tranolay misy ny Tenin’ny Vavolombelona.+
2 Asaivo mankeo aminao ny rahalahinao avy amin’ny fokon’i Levy, dia ny fokon’ny razambenao, mba hiara-miasa aminao sy hanampy anao+ sy ny zanakao lahy, eo anoloan’ny tranolay misy ny Tenin’ny Vavolombelona.+