FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 105:7-11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Izy no Jehovah Andriamanitsika.+

      Mihatra eran-tany ny didim-pitsarany.+

       8 Tadidiny mandrakizay ny fifanekena nataony,+

      Ary tsaroany hatrany amin’ny taranaka arivo mifandimby ny fampanantenana nataony,*+

       9 Dia ilay fifanekena nataony tamin’i Abrahama,+

      Sy ilay fianianana nataony tamin’i Isaka.+

      10 Nataony fitsipika ho an’i Jakoba io fianianana io,

      Sady fifanekena maharitra ela be ho an’i Israely.

      11 Fa hoy izy: “Homeko anao ny tany Kanana,+

      Ho anjara lovanareo.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara