Genesisy 36:11, 12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ny zanakalahin’i Elifaza dia i Temana,+ Omara, Zefo, Gatama, ary Kenaza.+ 12 Ary lasa vadikelin’i Elifaza zanakalahin’i Esao i Timna. Dia niteraka an’i Amaleka tamin’i Elifaza izy.+ Ireo no taranak’i Ada vadin’i Esao.
11 Ny zanakalahin’i Elifaza dia i Temana,+ Omara, Zefo, Gatama, ary Kenaza.+ 12 Ary lasa vadikelin’i Elifaza zanakalahin’i Esao i Timna. Dia niteraka an’i Amaleka tamin’i Elifaza izy.+ Ireo no taranak’i Ada vadin’i Esao.