-
Genesisy 34:30Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
30 Dia hoy i Jakoba tamin’i Simeona sy Levy:+ “Efa nampidi-kizo ahy mihitsy ianareo, fa noho ny nataonareo, dia lasa maimbo amin’ny mponina eto amin’ity tany ity aho, dia amin’ny Kananita sy ny Perizita. Isika anefa vitsy kely, dia hitambatra hanafika antsika ry zareo, ka ho ripaka izaho sy ny ankohonako.”
-
-
Salamo 105:12-15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Nifindrafindra tany amin’ny firenena samihafa izy ireo,
Ary nifindrafindra tany amin’ny fanjakana samihafa.+
-