Genesisy 20:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Avereno àry ny vadin’io lehilahy io, satria mpaminany+ izy. Dia hitalaho ho anao+ izy mba tsy ho faty ianao. Fa raha tsy averinao ilay vehivavy, dia fantaro fa tena ho faty ianao sy ny ankohonanao manontolo.”
7 Avereno àry ny vadin’io lehilahy io, satria mpaminany+ izy. Dia hitalaho ho anao+ izy mba tsy ho faty ianao. Fa raha tsy averinao ilay vehivavy, dia fantaro fa tena ho faty ianao sy ny ankohonanao manontolo.”