Salamo 40:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Tsy koboniko ato am-poko ny fahamarinanao. Manambara ny tsy fivadihanao sy ny famonjenao aho. Tsy mba manafina ny fitiavanao* sy ny fahamarinanao aho, eo anivon’ny fiangonana lehibe.”+ Salamo 96:1-6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
10 Tsy koboniko ato am-poko ny fahamarinanao. Manambara ny tsy fivadihanao sy ny famonjenao aho. Tsy mba manafina ny fitiavanao* sy ny fahamarinanao aho, eo anivon’ny fiangonana lehibe.”+