Isaia 45:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Mivoria ka avia! Manatòna daholo ianareo afa-nandositra avy any amin’ireo firenena.+ Tsy mahafantatra na inona na inona ireo mitondra sary sokitra mandehandeha,Sy mivavaka amin’andriamanitra tsy mahavonjy azy.+ 1 Korintianina 8:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ny amin’ny fihinanana sakafo atolotra ho an’ny sampy, dia fantatsika fa tena tsinontsinona ny sampy,+ ary tsy misy Andriamanitra afa-tsy iray ihany.+
20 Mivoria ka avia! Manatòna daholo ianareo afa-nandositra avy any amin’ireo firenena.+ Tsy mahafantatra na inona na inona ireo mitondra sary sokitra mandehandeha,Sy mivavaka amin’andriamanitra tsy mahavonjy azy.+
4 Ny amin’ny fihinanana sakafo atolotra ho an’ny sampy, dia fantatsika fa tena tsinontsinona ny sampy,+ ary tsy misy Andriamanitra afa-tsy iray ihany.+