FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 10:9-12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Hitan’i Joaba fa avy any aloha sy avy any aoriana ireo fahavalo. Dia nifidy tamin’ireo miaramila voafantina teo amin’ny Israely izy, ka nasainy nilahatra hiady tamin’ny Syrianina+ izy ireo. 10 Ny sisa kosa nasainy notarihin’i* Abisay+ rahalahiny, mba hilahatra hiady amin’ny Amonita.+ 11 Dia hoy izy: “Raha matanjaka loatra ny Syrianina ka tsy resiko, dia tongava mamonjy ahy. Fa raha matanjaka loatra kosa ny Amonita ka tsy resinao, dia ho avy aho hamonjy anao. 12 Tsy maintsy matanjaka sy be herim-po+ isika, satria hiady ho an’ny vahoakantsika sy ho an’ny tanànan’ilay Andriamanitsika. I Jehovah koa hanao ny anjarany.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara