20 Ary mbola nisy sisa tavela ny Amorita, ny Hetita, ny Perizita, ny Hivita, ary ny Jebosita,+ izay samy tsy anisan’ny vahoakan’Israely.+ 21 Mbola tavela teo amin’ilay tany ny taranak’izy ireny fa tsy vitan’ny Israelita ny nandringana azy, ka nampanaovin’i Solomona asa an-terivozona hatramin’izao.+