Mpitsara 18:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Nantsoin’izy ireo hoe Dana ilay tanàna,+ araka ny anaran’i Dana rain’izy ireo, izay naterak’i Israely.+ Laisy anefa no anaran’izy io taloha.+ 2 Samoela 17:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Izao àry ny soso-kevitro: Vorio atỳ aminao ny Israely rehetra, hatrany Dana ka hatrany Beri-sheba.+ Dia ho maro be hoatran’ny fasika eny amoron-dranomasina+ izy ireo, ary ianao no hitarika azy ireo any an’ady.
29 Nantsoin’izy ireo hoe Dana ilay tanàna,+ araka ny anaran’i Dana rain’izy ireo, izay naterak’i Israely.+ Laisy anefa no anaran’izy io taloha.+
11 Izao àry ny soso-kevitro: Vorio atỳ aminao ny Israely rehetra, hatrany Dana ka hatrany Beri-sheba.+ Dia ho maro be hoatran’ny fasika eny amoron-dranomasina+ izy ireo, ary ianao no hitarika azy ireo any an’ady.