-
2 Samoela 24:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Tsy naharesy lahatra ny mpanjaka anefa i Joaba sy ireo lehiben’ny tafika. Niala teo anatrehan’ny mpanjaka àry i Joaba sy ireo lehiben’ny tafika mba hanisa ny vahoakan’Israely.+
-
-
2 Samoela 24:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Nitety an’ilay tany manontolo àry izy ireo, ka tafaverina tany Jerosalema rehefa afaka sivy volana sy 20 andro.
-