-
2 Samoela 24:15, 16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Nandefa areti-mandringana+ teo amin’ny Israely àry i Jehovah nanomboka ny maraina ka hatramin’ny fotoana voatondro. Dia 70 000 no maty+ hatrany Dana ka hatrany Beri-sheba.+ 16 Rehefa nanatsotra ny tanany handringana ny tao Jerosalema ilay anjely, dia nanenina* i Jehovah noho ilay loza.+ Hoy àry izy tamin’ilay anjely nandringana ny olona: “Ampy izay! Ampidino amin’izay ny tananao.” Teo akaikin’ny famoloan’i Araona+ Jebosita+ ilay anjelin’i Jehovah tamin’izay.
-