Eksodosy 32:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Koa niova hevitra* i Jehovah ka tsy naringany indray ny vahoakany, na dia efa nilaza aza izy hoe hanao an’izany.+ Deoteronomia 32:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Fa hitsara ny vahoakany i Jehovah,+Ary hiantra ny* mpanompony izy,+Rehefa hitany fa mihareraka izy ireo,Ary ny tsy misy mpiaro sy ny malemy sisa no tavela.
14 Koa niova hevitra* i Jehovah ka tsy naringany indray ny vahoakany, na dia efa nilaza aza izy hoe hanao an’izany.+
36 Fa hitsara ny vahoakany i Jehovah,+Ary hiantra ny* mpanompony izy,+Rehefa hitany fa mihareraka izy ireo,Ary ny tsy misy mpiaro sy ny malemy sisa no tavela.