FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 24:24, 25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Hoy anefa ny mpanjaka taminy: “Tsy mety izany, fa tsy maintsy hovidiko aminao ireo. Tsy zavatra azoko maimaim-poana no hatolotro ho sorona dorana ho an’i Jehovah Andriamanitro.” Novidin’i Davida volafotsy 50 sekely* àry ilay famoloana sy ny omby.+ 25 Ary nanorina alitara+ ho an’i Jehovah teo i Davida, ka nanolotra sorona dorana sy sorona iombonana. Dia nihaino ny fitalahoana ho an’ilay tany+ i Jehovah, ka nitsahatra ilay loza nahazo ny Israely.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara