Genesisy 30:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ary hoy i Lea: “Efa nomen’Andriamanitra ahy ny karamako,* satria nomeko ho an’ny vadiko ny mpanompovaviko.” Dia nataony hoe Isakara*+ ny anarany. Genesisy 49:14, 15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
18 Ary hoy i Lea: “Efa nomen’Andriamanitra ahy ny karamako,* satria nomeko ho an’ny vadiko ny mpanompovaviko.” Dia nataony hoe Isakara*+ ny anarany.