Hagay 2:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 ‘Iza aminareo no nahita an’ity trano* ity tamin’ilay voninahiny taloha?+ Dia ahoana no fahitanareo azy izao? Tsy hitanareo hoe hoatran’ny tsy misy dikany ve raha oharina amin’ilay taloha?’+
3 ‘Iza aminareo no nahita an’ity trano* ity tamin’ilay voninahiny taloha?+ Dia ahoana no fahitanareo azy izao? Tsy hitanareo hoe hoatran’ny tsy misy dikany ve raha oharina amin’ilay taloha?’+