2 Samoela 7:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Izaho ho rainy, ary izy ho zanako.+ Rehefa manao fahadisoana izy, dia hanariko* ka hokapohiko hoatran’ny fanaon’ny zanak’olombelona.*+ Hebreo 1:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Iza tamin’ireo anjely, ohatra, no mba efa nitenenan’Andriamanitra hoe: “Zanako ianao, ary androany aho no lasa rainao”,+ sy hoe: “Izaho ho rainy, ary izy ho zanako”?+
14 Izaho ho rainy, ary izy ho zanako.+ Rehefa manao fahadisoana izy, dia hanariko* ka hokapohiko hoatran’ny fanaon’ny zanak’olombelona.*+
5 Iza tamin’ireo anjely, ohatra, no mba efa nitenenan’Andriamanitra hoe: “Zanako ianao, ary androany aho no lasa rainao”,+ sy hoe: “Izaho ho rainy, ary izy ho zanako”?+