FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 16:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 “Manendre mpitsara+ sy mpifehy ny foko tsirairay ao amin’ny tanàna* rehetra homen’i Jehovah Andriamanitrao anao. Ary hitsara araka ny rariny izy ireo.

  • 1 Tantara 26:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Ny avy tamin’ny Jizarita,+ dia i Kenania sy ireo zanany no voatendry hiandraikitra ny tany ivelan’ny tranon’Andriamanitra, ka izy ireo no mpifehy sy mpitsara+ teo amin’ny Israely.

  • 2 Tantara 19:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Tao Jerosalema koa i Josafata no nanendry ny sasany tamin’ny Levita sy ny mpisorona ary ny lohan’ny fianakaviambe teo amin’ny Israely, mba hitsara amin’ny anaran’i Jehovah sy handamina ny adin’ny mponina tao.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara