1 Mpanjaka 8:12, 13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Dia hoy i Solomona tamin’izay: “Nilaza i Jehovah fa honina ao amin’ny haizim-pito+ izy. 13 Koa efa nahavita trano be voninahitra ho anao aho, dia toerana honenanao mandrakizay.”+ Salamo 135:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Hoderaina avy ao Ziona anie i Jehovah,+Ilay mipetraka ao Jerosalema!+ Derao i Jah!+
12 Dia hoy i Solomona tamin’izay: “Nilaza i Jehovah fa honina ao amin’ny haizim-pito+ izy. 13 Koa efa nahavita trano be voninahitra ho anao aho, dia toerana honenanao mandrakizay.”+