Eksodosy 6:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ary nalain’i Arona ho vadiny i Eliseba, zanakavavin’i Aminadaba sady anabavin’i Nasona.+ Dia niteraka an’i Nadaba, Abiho, Eleazara, ary Itamara+ tamin’i Arona izy. Eksodosy 28:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 “Alaivo avy amin’ny Israelita i Arona+ rahalahinao sy ny zanany lahy,+ izany hoe i Nadaba, Abiho,+ Eleazara, ary Itamara,+ mba hanao ny asan’ny mpisorona eo anatrehako.+
23 Ary nalain’i Arona ho vadiny i Eliseba, zanakavavin’i Aminadaba sady anabavin’i Nasona.+ Dia niteraka an’i Nadaba, Abiho, Eleazara, ary Itamara+ tamin’i Arona izy.
28 “Alaivo avy amin’ny Israelita i Arona+ rahalahinao sy ny zanany lahy,+ izany hoe i Nadaba, Abiho,+ Eleazara, ary Itamara,+ mba hanao ny asan’ny mpisorona eo anatrehako.+