Lioka 1:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Tamin’ny andron’i Heroda*+ mpanjakan’i Jodia, dia nisy mpisorona atao hoe Zakaria, tao amin’ny fizarana nisy an’i Abia.+ Avy amin’ny taranak’i* Arona ny vadiny, ary Elizabeta no anarany.
5 Tamin’ny andron’i Heroda*+ mpanjakan’i Jodia, dia nisy mpisorona atao hoe Zakaria, tao amin’ny fizarana nisy an’i Abia.+ Avy amin’ny taranak’i* Arona ny vadiny, ary Elizabeta no anarany.