3 sy ny zanany roa lahy.+ Gersoma+ no natao anaran’ny iray, satria hoy i Mosesy: “Lasa mpivahiny atỳ an-tanin’olona aho.” 4 Ny anaran’ny iray kosa natao hoe Eliezera, fa hoy izy: “Ny Andriamanitry ny raiko no mpanampy ahy, ka namonjy ahy tsy ho fatin’ny sabatr’i Farao.”+