-
1 Tantara 22:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Dia nasain’i Davida nanampy an’i Solomona zanany ny andriana rehetra teo amin’ny Israely, ka hoy izy:
-
-
1 Tantara 28:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
28 Novorin’i Davida tao Jerosalema daholo ireto andrianan’ny Israely ireto: Ny andrianan’ireo foko, ny lehiben’ireo antoko-miaramila+ nanompo ny mpanjaka, ny lehiben’ny arivo, ny lehiben’ny zato,+ ny mpiandraikitra ny fananana sy biby fiompy rehetran’ny mpanjaka+ sy ny an’ny zanany,+ ary ny tandapa sy ny lehilahy matanjaka sady mahay rehetra.+
-