-
1 Mpanjaka 7:47Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
47 Tsy nolanjain’i Solomona ny fitaovana rehetra, satria be dia be loatra. Tsy fantatra intsony izay lanjan’ny varahina.+
-
-
1 Tantara 22:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Nanomana vy be dia be i Davida mba hanaovana fantsika ho an’ny vavahady sy vy fametahan-javatra. Nanomana varahina be dia be efa tsy voalanja intsony koa izy,+
-
-
Jeremia 52:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Efa tsy voalanja intsony ny varahina tamin’ny fitaovana rehetra, izany hoe tamin’ny andry roa, sy tamin’ilay Ranomasina, sy tamin’ireo omby varahina 12+ teo ambanin’ilay Ranomasina, ary tamin’ireo kalesy nataon’i Solomona Mpanjaka ho an’ny tranon’i Jehovah.
-