1 Tantara 16:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Dia navelan’i Davida teo anoloan’ny Vata misy ny fifanekena nataon’i Jehovah i Asafa+ sy ny rahalahiny, mba hanompo foana eo anoloan’ilay Vata,+ araka ny fanao isan’andro.+
37 Dia navelan’i Davida teo anoloan’ny Vata misy ny fifanekena nataon’i Jehovah i Asafa+ sy ny rahalahiny, mba hanompo foana eo anoloan’ilay Vata,+ araka ny fanao isan’andro.+