Jeremia 22:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 “‘Raha mbola velona koa aho’, hoy i Jehovah, ‘dia hotsoahako hiala eo an-tanako ianao, ry Konia*+ zanak’i Joiakima,+ mpanjakan’ny Joda, na dia toy ny peratra fanombohan-kase eto amin’ny tanako ankavanana aza! Matio 1:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Jekonia niteraka an’i Sealtiela tany Babylona;Sealtiela niteraka an’i Zerobabela;+
24 “‘Raha mbola velona koa aho’, hoy i Jehovah, ‘dia hotsoahako hiala eo an-tanako ianao, ry Konia*+ zanak’i Joiakima,+ mpanjakan’ny Joda, na dia toy ny peratra fanombohan-kase eto amin’ny tanako ankavanana aza!