FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 20:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Koa nijanona teny lavidavitra teny foana ny vahoaka, fa i Mosesy kosa nanatona an’ilay rahona mainty nisy an’ilay tena Andriamanitra.+

  • 1 Mpanjaka 8:12, 13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Dia hoy i Solomona tamin’izay: “Nilaza i Jehovah fa honina ao amin’ny haizim-pito+ izy. 13 Koa efa nahavita trano be voninahitra ho anao aho, dia toerana honenanao mandrakizay.”+

  • Salamo 97:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Rahona sy haizim-pito no manodidina azy;+

      Ny rariny sy ny hitsiny no fototra iorenan’ny seza fiandrianany.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara