41 Miakara ao amin’ny toerana honenanao,+ ry Jehovah Andriamanitra ô, ianao sy ny Vata Masin’ny herinao. Enga anie hitafy famonjena ny mpisoronao, ry Jehovah Andriamanitra ô, ary enga anie hifaly noho ny zavatra tsara ataonao ny olona tsy mivadika aminao!+