1 Mpanjaka 10:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Nomen’i Solomona Mpanjaka ho an’ny mpanjakavavin’i Sheba koa izay rehetra niriny sy nangatahiny, ankoatra an’izay efa nomeny azy noho i Solomona nalala-tanana taminy.* Lasa nody tany amin’ny taniny ilay mpanjakavavy sy ny mpanompony avy eo.+
13 Nomen’i Solomona Mpanjaka ho an’ny mpanjakavavin’i Sheba koa izay rehetra niriny sy nangatahiny, ankoatra an’izay efa nomeny azy noho i Solomona nalala-tanana taminy.* Lasa nody tany amin’ny taniny ilay mpanjakavavy sy ny mpanompony avy eo.+