30 Ary niady foana i Rehoboama sy Jeroboama.+ 31 Dia nodimandry any amin’ny razambeny i Rehoboama, ka nalevina tao amin’izay nandevenana azy ireo tao amin’ny Tanànan’i Davida.+ Nama no anaran-dreniny, ary Amonita+ izy io. I Abiama+ zanak’i Rehoboama no nanjaka nandimby azy.