Salamo 89:28, 29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Ho tia azy sy tsy hivadika aminy mandrakizay aho,+Ary hanan-kery foana ny fifanekena nataoko taminy.+ 29 Hataoko maharitra mandrakizay ny taranany,Ary haharitra toy ny lanitra ny seza fiandrianany.+
28 Ho tia azy sy tsy hivadika aminy mandrakizay aho,+Ary hanan-kery foana ny fifanekena nataoko taminy.+ 29 Hataoko maharitra mandrakizay ny taranany,Ary haharitra toy ny lanitra ny seza fiandrianany.+