FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 11:26, 27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Teo koa i Jeroboama+ zanak’i Nebata. Efraimita avy any Zareda izy, ary mpanompon’i Solomona.+ Zeroa no anaran’ny reniny, ary efa maty vady izy io. Nikomy tamin’ny* mpanjaka koa i Jeroboama.+ 27 Izao no nahatonga azy hikomy tamin’ny mpanjaka: Nanorina ny Havoana*+ i Solomona, ary notampenany ny banga teo amin’ny mandan’ny Tanànan’i Davida rainy.+

  • 1 Mpanjaka 12:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Raha vao henon’ny Israely rehetra fa tafaverina i Jeroboama, dia nantsoin’izy ireo hankeo amin’ny vahoaka izy, ka nataony mpanjaka teo amin’ny Israely rehetra.+ Tsy nisy vahoaka nanaraka ny taranak’i Davida, afa-tsy ny fokon’i Joda.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara