FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 18:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Tamin’ny taona fahatelo nanjakan’i Hosea+ zanak’i Elaha mpanjakan’ny Israely, no lasa mpanjaka i Hezekia+ zanak’i Ahaza+ mpanjakan’ny Joda.

  • 2 Mpanjaka 18:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Natoky an’i Jehovah+ Andriamanitry ny Israely i Hezekia. Ary tsy nisy tahaka azy ny mpanjakan’ny Joda rehetra, na ny talohany na ny taoriany.

  • 1 Tantara 5:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Nisy nanampy izy ireo rehefa niady tamin’ireny, ka natao resiny ny Hagarita sy izay rehetra niaraka taminy. Niantso vonjy tamin’Andriamanitra mantsy izy ireo tamin’ilay ady, ka nohenoiny ny fitalahoany satria natoky azy izy ireo.+

  • 2 Tantara 16:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Angaha moa ny Etiopianina sy ny Libyanina tsy tafika lehibe sady nanana kalesy sy mpitaingin-tsoavaly be dia be? Niantehitra tamin’i Jehovah anefa ianao, ka nataony resinao ry zareo.+

  • Salamo 22:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Ianao no nitarainany, dia voavonjy izy ireo;

      Natoky anao izy ireo, ka tsy diso fanantenana.*+

  • Salamo 37:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Nahoma 1:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Tsara i Jehovah,+ sady manda fiarovana amin’ny andro fahoriana.+

      Tsy hadinony mihitsy* izay mialoka eo aminy.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara