Deoteronomia 17:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Tsy tokony hanambady maro koa izy, sao ho voafitaka ny fony.+ Ary tsy tokony hanangona volafotsy sy volamena be dia be ho azy izy.+
17 Tsy tokony hanambady maro koa izy, sao ho voafitaka ny fony.+ Ary tsy tokony hanangona volafotsy sy volamena be dia be ho azy izy.+