Deoteronomia 31:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 rehefa mankeo anatrehan’i Jehovah Andriamanitrareo+ any amin’ny toerana fidiny ny Israely rehetra, dia tokony hovakinareo ho henon’ny Israely rehetra ity Lalàna ity.+ Josoa 1:7, 8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Nehemia 8:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary nanazava ny Lalàna tamin’ny vahoaka+ ny Levita sasany, dia i Jesoa, Bany, Serebia,+ Jamina, Akoba, Sabetahy, Hodia, Mahaseia, Kelita, Azaria, Jozabada,+ Hanana, ary Pelaia. Mbola nitsangana ihany ny vahoaka tamin’izay.
11 rehefa mankeo anatrehan’i Jehovah Andriamanitrareo+ any amin’ny toerana fidiny ny Israely rehetra, dia tokony hovakinareo ho henon’ny Israely rehetra ity Lalàna ity.+
7 Ary nanazava ny Lalàna tamin’ny vahoaka+ ny Levita sasany, dia i Jesoa, Bany, Serebia,+ Jamina, Akoba, Sabetahy, Hodia, Mahaseia, Kelita, Azaria, Jozabada,+ Hanana, ary Pelaia. Mbola nitsangana ihany ny vahoaka tamin’izay.