8 “Raha misy raharaham-pitsarana sarotra loatra aminao ao amin’ny iray amin’ny tanànanao, na momba ny fandatsahan-dra+ izany, na fampakarana raharaha any amin’ny fitsarana, na herisetra, na fifandirana hafa, dia mandehana miakatra any amin’ilay toerana fidin’i Jehovah Andriamanitrao.+