Genesisy 22:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary hoy Andriamanitra: “Ento, azafady, i Isaka+ zanakao, ilay lahitokanao tena tianao,+ ka mankanesa any amin’ny tany Moria.+ Dia atolory ho fanatitra dorana izy rehefa any, eo amin’ny tendrombohitra iray holazaiko anao.” Genesisy 22:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Koa nataon’i Abrahama hoe Jehovah-jire* ny anaran’ilay toerana. Izany no nahatonga an’ilay fitenin’ny olona hatramin’izao hoe: “Any an-tendrombohitr’i Jehovah no hanomezana an’izany.”+
2 Ary hoy Andriamanitra: “Ento, azafady, i Isaka+ zanakao, ilay lahitokanao tena tianao,+ ka mankanesa any amin’ny tany Moria.+ Dia atolory ho fanatitra dorana izy rehefa any, eo amin’ny tendrombohitra iray holazaiko anao.”
14 Koa nataon’i Abrahama hoe Jehovah-jire* ny anaran’ilay toerana. Izany no nahatonga an’ilay fitenin’ny olona hatramin’izao hoe: “Any an-tendrombohitr’i Jehovah no hanomezana an’izany.”+