1 Mpanjaka 22:48 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 48 Nanao sambon’i Tarsisy* koa i Josafata, mba handehanana haka volamena+ tany Ofira. Tsy lasa tany anefa ireo sambo ireo, satria simba tao Eziona-gebera.+
48 Nanao sambon’i Tarsisy* koa i Josafata, mba handehanana haka volamena+ tany Ofira. Tsy lasa tany anefa ireo sambo ireo, satria simba tao Eziona-gebera.+