Eksodosy 34:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Tandremo sao manao fifanekena amin’ny mponina ao amin’ilay tany. Rehefa manompo an’ireo* andriamaniny sy manao sorona ho an’ny andriamaniny mantsy izy ireo,+ dia hisy hanasa anao, ka hihinana amin’ny sorona ataony ianao.+ Jeremia 3:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Rehefa hitako izany, dia noroahiko ny Israely mpivadika sady nomeko taratasy fisaraham-panambadiana+ satria nanitsakitsa-bady.+ Mbola tsy natahotra ihany anefa ny Joda, ilay rahavaviny mpivadika, fa lasa nivaro-tena+ koa.
15 Tandremo sao manao fifanekena amin’ny mponina ao amin’ilay tany. Rehefa manompo an’ireo* andriamaniny sy manao sorona ho an’ny andriamaniny mantsy izy ireo,+ dia hisy hanasa anao, ka hihinana amin’ny sorona ataony ianao.+
8 Rehefa hitako izany, dia noroahiko ny Israely mpivadika sady nomeko taratasy fisaraham-panambadiana+ satria nanitsakitsa-bady.+ Mbola tsy natahotra ihany anefa ny Joda, ilay rahavaviny mpivadika, fa lasa nivaro-tena+ koa.