- 
	                        
            
            2 Tantara 23:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
23 Tamin’ny taona fahafito, dia nisikina herim-po i Joiada ka nanao fifanekena tamin’ireo lehiben’ny zato,+ izany hoe tamin’i Azaria zanak’i Jerohama, sy Ismaela zanak’i Johanana, sy Azaria zanak’i Obeda, sy Mahaseia zanak’i Adaia, ary Elisafata zanak’i Zikry.
 
 -