-
2 Mpanjaka 15:36Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
36 Ary tsy efa voasoratra ao amin’ny boky mirakitra ny tantara tamin’ny andron’ireo mpanjakan’ny Joda ve ny sisa amin’ny tantaran’i Jotama, izany hoe izay nataony?
-