FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 16:10-13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Dia nandeha nitsena an’i Tiglato-pilesera mpanjakan’i Asyria tany Damaskosy i Ahaza Mpanjaka. Rehefa nahita an’ilay alitara tany Damaskosy izy, dia nalefany tany amin’i Oria mpisorona ny planin’ilay alitara. Hita tao ny tsipiriany momba an’ilay izy sy ny fomba nanaovana azy.+ 11 Nanorina alitara+ àry i Oria+ mpisorona, araka ny toromarika rehetra nalefan’i Ahaza Mpanjaka avy tany Damaskosy. Ary vitan’i Oria ilay izy, talohan’ny niverenan’i Ahaza Mpanjaka avy tany. 12 Rehefa tafaverina avy tany Damaskosy ny mpanjaka ka nahita an’ilay alitara, dia nankeo izy ka nanolotra fanatitra teo amboniny.+ 13 Ary nodorany mba hidona-tsetroka ny fanatitra dorana sy ny fanatitra varimbazaha natolony. Nandraraka fanatitra zava-pisotro koa izy, ary nafafiny teo ambonin’ilay alitara ny ran’ny sorona iombonana natolony.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara