-
Jeremia 44:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Fa hatramin’ny tsy nanaovanay sorona ho an’ny Mpanjakavavin’ny Lanitra* sy tsy nandrarahanay fanatitra zava-pisotro ho azy intsony, dia tsy manana na inona na inona izahay sady ripaky ny sabatra sy ny mosary.”
-