FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 12:43
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 43 Dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy sy Arona: “Izao no fitsipika momba ny Paska: Tsy misy olona avy amin’ny firenen-kafa mahazo mihinana azy io.+

  • Levitikosy 23:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Paska+ ho an’i Jehovah ny andro faha-14 amin’ny volana voalohany,+ amin’ny takariva.*

  • Deoteronomia 16:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Any amin’ilay toerana fidin’i Jehovah hametrahana ny anarany+ ianao no tokony hamono ny biby hatao sorona hankalazana ny Paska ho an’i Jehovah Andriamanitrao,+ dia biby avy amin’ny ondry aman’osy sy omby.+

  • 2 Tantara 35:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Nankalaza Paska+ ho an’i Jehovah tao Jerosalema i Josia. Dia namono ny biby hatao sorona hankalazana ny Paska+ izy ireo, tamin’ny andro faha-14 amin’ny volana voalohany.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara