1 Tantara 28:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary tamin’ny zanako rehetra—fa be dia be ny zanaka nomen’i Jehovah ahy+—dia i Solomona+ zanako no nofidiny mba hipetraka eo amin’ny seza fiandrianan’ny fanjakan’i Jehovah eo amin’ny Israely.+ Salamo 89:28, 29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Ho tia azy sy tsy hivadika aminy mandrakizay aho,+Ary hanan-kery foana ny fifanekena nataoko taminy.+ 29 Hataoko maharitra mandrakizay ny taranany,Ary haharitra toy ny lanitra ny seza fiandrianany.+
5 Ary tamin’ny zanako rehetra—fa be dia be ny zanaka nomen’i Jehovah ahy+—dia i Solomona+ zanako no nofidiny mba hipetraka eo amin’ny seza fiandrianan’ny fanjakan’i Jehovah eo amin’ny Israely.+
28 Ho tia azy sy tsy hivadika aminy mandrakizay aho,+Ary hanan-kery foana ny fifanekena nataoko taminy.+ 29 Hataoko maharitra mandrakizay ny taranany,Ary haharitra toy ny lanitra ny seza fiandrianany.+