2 Tantara 29:8, 9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Koa tezitra tamin’i Joda sy Jerosalema i Jehovah,+ ka nataony nihorohoro sy gaga ary nisioka* izay olona nahita ny nanjo azy ireo, araka izao hitan’ny masonareo izao.+ 9 Dia matin’ny sabatra ny razambentsika,+ ary lasa babo ny vady aman-janatsika.+
8 Koa tezitra tamin’i Joda sy Jerosalema i Jehovah,+ ka nataony nihorohoro sy gaga ary nisioka* izay olona nahita ny nanjo azy ireo, araka izao hitan’ny masonareo izao.+ 9 Dia matin’ny sabatra ny razambentsika,+ ary lasa babo ny vady aman-janatsika.+