-
Nomery 9:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 “Teneno ny Israelita hoe: ‘Raha misy aminareo na amin’ny taranakareo any aoriana any lasa maloto satria nikasika faty,+ na tsy maintsy nandeha lavitra, dia hikarakara an’ilay biby hatao sorona hankalazana ny Paska ho an’i Jehovah ihany izy.
-