-
Nomery 18:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Ho anao ny voaloham-bokatra rehetra avy amin’ny taniny+ hoentiny ho an’i Jehovah. Mahazo mihinana an’izany izay rehetra madio ao amin’ny ankohonanao.
-
-
Deoteronomia 26:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 dia akao ny voaloham-bokatra rehetra hangoninao ao amin’ilay tany homen’i Jehovah Andriamanitrao anao. Ataovy ao anaty harona izany, dia ento mankany amin’ilay toerana fidin’i Jehovah Andriamanitrao hametrahana ny anarany.+
-